top of page
Cover.png

Boky sy Kilalao amin'ny teny Malagasy

Tonga Soa!

Miarahaba anao tonga soa eto amin'ny pejy Loha Sola.

Loha Sola dia mpanoratra sy mpanatonta boky ho an'ny ankizy amin'ny teny malagasy.

Manohana ireo ray aman-dreny mipetraka ivelan'i Madagasikara sy mampita ny teny sy kolotsaina Malagasy amin'ny zanany.

Amin'ny alalan'ny boky tsara kalitao sy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena.

Izahay

Thanks for submitting!

Newsletter Abo

bottom of page