Mampahatsiahy fa ny zavatra hita sy hiainana rehetra dia afaka angalana lesona avokoa.
Manome risika ho an’izay mety ho kamokamo. Manome hery e .
Hamporisihana ny ankizy ihany koa ho liana amin’ny manodidina azy.
Ho an’iza ary ity boky ity e?
Dada sy Neny? Eny
Ankizy? Eny, rehefa mahay mamaky teny tsara sy mandinika iny izy.
Piso kely vao mianatra miteny? Afaka ventsoventsoin’i dada sy neny aminy ny Rima mahafinaritra ao anatin’ny boky. Mamy anie e
Mahaliana ny Mianatra
11,99 €Price
