Manomboka miteny i Piso kely?
Mianatra mamantatra Loko?
Liana amin'ny lojikan manodidina azy?
Tianao hiteny sy hahazo ny teny Malagasy izy?
Mety be aminy ity boky ity.
Boky miady rima amin'ny teny Malagasy, natokana ho an'ny ankizy manodidina ny 2-4 Taona.
Boky manazava amin'ny fomba tena tsotra ny fivoaran'ny fambolena voatabiha. Manomboka amin'ny fambolena hatramin'ny fihotazana.
Boky manampy ny zaza hanana faharetana.
Boky mampiditra sahady ny siansa ho an'ny ankizy, entiny mamboly ny lojikany.
Rohy ahitana ny tantara kely: https://youtu.be/kqQaLBdX4To
Mamboly Voatabiha
13,00 €Price
